Madagascar native anthem text

I

Ry Tanindrazanay malala =F4!
Ry Madagasikara soa
Ny fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa

Fiverenana

Tahionao, ry Zanahary
Ity Nosin-dRazanay ity
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.

II

Ry Tanindrazanay malala =F4!
Irinay mba hanompoana anao =

Ny tena sy fo fanahy anananay,
'Zay sarobidy sy mendrika tokoa.

III

Ry Tanindrazanay malala =F4!
Irinay mba hitahiana anao,
Ka ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra ijoroan'ny satanao.


Madagascar
Atlas
Anthems